Hired Creative Creative jobs, one feed.
← Illustration jobs

Le monde de l’illustration et de la BD

ONG STUDIO SIFAKA · Randburg, Gauteng, South Africa
Illustrationafrica

Talenta sy fialamboly ny fanaovana sary sy tantara an-tsary na BD kanefa azo atao asa fivelomana tsara. Fanaovana sary tamin’ny aterineto no niantombohan’i Rajemison Ramanoara Dinah, fantatra amin’ny anaran-tsehatra Catmouse James, izay mifantoka amin’ny « littérature jeunesse ». Nitombo tsikelikely ny « commandes » noraisiny ary dia lasa asany ny fanaovana sary sy tantara an-tsary. Manamafy izy fa tsara raha mitovy ny tadin-dokangan’ilay olona iarahany miasa mba hampazoto azy hanome 100% ny…

Read full description & apply →

Posted Aug 4, 2026 · via linkedin-africa · listing belongs to the original publisher